Emadex Échanges Électroniques (+19 taona)
Vola sy entana.
100 % antsika malagasy.
Alefaso ny vola, ny entana ary ny vokatra mankany Madagasikara, amin’ny euro, dolara kanadianina na dolara amerikana.
Misokatra Alatsinainy ka hatramin’ny Asabotsy maraina
Appli Emadex
Ny fandefasanao.
Ao am-paosinao.
Mandefa vola amin’ny alalan’ny appli miaraka amin’ny mpandray voasoratra, amin’ny CAD, EUR ary USD.
€
$
MGA
Mpandray voasoratra mba hanafainganana ny fandefasana